bible.software › Bokin'i Daniela › Bokin'i Daniela 7 › Bokin'i Daniela 7:26
Bokin'i Daniela 7:26
Fa hipetraka ny Mpitsara, ary hesorina ny fanapahany, ka horavana sy hosimbana hatramin’ ny farany izy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
But the judgment shall sit, and they shall take away his dominion, to consume and to destroy it unto the end.
In Context
25Ary hiteny hanohitra ny Avo Indrindra izy sy hampahory ny olo-masin’ ny Avo Indrindra ary hitady hanova fotoana sy lalàna; ary hatolotra eny an-tànany ireo ambara-pahatapitry ny fetr’ andro iray sy ny fetr’ andro roa ary ny antsasaky ny fetr’ andro.
27Ary ny fanjakana sy ny fanapahana ary ny fahalehibiazan’ ny fanjakana eny ambanin’ ny lanitra rehetra dia homena ny olo-masin’ ny Avo Indrindra; ny fanjakany dia fanjakana mandrakizay, ary ny fanapahana rehetra dia hanompo sy hanoa Azy.
Read all of Bokin'i Daniela 7
Cross References
Daniel 7:22ambara-pihavin’ ny Fahagola, ka nomena rariny ny olo-masin’ ny Avo Indrindra; ary tonga ny fotoana nahazoan’ ny olo-masìna ny fanjakana.
2 Thessalonians 2:8Ary dia haseho ilay tena mpandika lalàna, izay holevonin’ i Jesosy Tompo amin’ ny fofonain’ ny vavany ary hofoanany amin’ ny fisehoan’ ny fihaviany;
Revelation 20:10Ary ny devoly izay namitaka azy dia natsipy tany amin’ ny farihy afo sy solifara, izay misy ilay bibi-dia sy ilay mpaminany sandoka koa, ary hampijalina andro amin’ alina mandrakizay mandrakizay ireo.
This Verse In Other Editions
Study Bokin'i Daniela 7:26