Bokin'ny Deoteronomia 15:22
Ao an-tanànanao ihany no hihinananao ireny; na ny olona maloto na ny madio dia samy mahazo mihinana azy, tahaka ny ahazoany mihinana ny gazela sy ny diera.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
23Kanefa ny ràny no aza hanina, fa aidino amin’ ny tany toy ny rano.
Read all of Bokin'ny Deoteronomia 15
Cross References
Deuteronomy 12:21Raha lavitra anao loatra ny tany izay hofidin’ i Jehovah Andriamanitrao hasiany ny anarany, dia hamonoanao ny ombinao sy ny ondry aman’ osinao izay nomen’ i Jehovah anao, araka izay efa nandidiako anao, ary hohaninao ao an-tanànanao, araka izay rehetra irin’ ny fanahinao izany.