Bokin'ny Deoteronomia 21:1
Raha tahìny misy maty novonoin’ olona hita miampatra any an-tsaha amin’ ny tany izay omen’ i Jehovah Andriamanitrao anao holovana, ary tsy fantatra izay nahafaty azy,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
Read all of Bokin'ny Deoteronomia 21
Cross References
Psalms 5:6Tsy hahazo mijanona eo imasonao ny mpirehareha; halanao ny mpanao ratsy rehetra.
Proverbs 28:17Izay itambesaran-keloka noho ny fandatsahan-drà dia handositra hatrany an-davaka; Aoka tsy hisy hihazona azy.
Acts 28:4Ary raha hitan’ ny tompon-tany ny biby niraikitra tamin’ ny tànany, dia niresaka hoe izy: Mpamono olona tokoa io lehilahy io, ka na dia voavonjy tamin’ ny ranomasina aza izy, tsy avelan’ ny todin’ aina ho velona.