The Bible Software
bible.software › Deuteronomy › Deuteronomy 21 › Deuteronomy 21:2

Deuteronomy 21:2

dia hivoaka ny loholonao sy ny mpitsaranao ka horefesiny hatreo amin’ ny faty ka hatramin’ izay tanàna manodidina azy.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Then thy elders and thy judges shall come forth, and they shall measure unto the cities which are round about him that is slain:

In Context

1Raha tahìny misy maty novonoin’ olona hita miampatra any an-tsaha amin’ ny tany izay omen’ i Jehovah Andriamanitrao anao holovana, ary tsy fantatra izay nahafaty azy,

3Ary ny loholona amin’ ny tanàna izay akaikin’ ny faty indrindra dia haka ombivavy kely izay tsy mbola nampiasaina na nasiana zioga hitarihany.

Read all of Deuteronomy 21

Cross References

Romans 13:3Fa ny mpanapaka dia tsy mba tahotry ny manao tsara, fa ny manao ratsy ihany. Ary ny tsy hatahotra ny fahefana va no tianao? Ataovy ary izay tsara, dia hahazo dera avy aminy ianao;

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Deuteronomy 21:2

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Deuteronomy 21:1Deuteronomy 21Deuteronomy 21:3 →