Bokin'ny Deoteronomia 21:10
Raha mivoaka hanafika ny fahavalonao ianao, ary atolotr’ i Jehovah Andriamanitrao eo an-tananao izy ka voababonao,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
9Ka dia hesorinao ho afaka aminao ny rà marina, raha hanao izay mahitsy eo imason’ i Jehovah ianao.
11ary misy vehivavy tsara tarehy hitanao eo amin’ ny babo ka tianao hovadina,
Read all of Bokin'ny Deoteronomia 21
Cross References
Joshua 21:44Dia nomen’ i Jehovah fitsaharana amin’ ny manodidina izy, araka izay rehetra nianiananany tamin’ ny razany, ka tsy nisy lehilahy tamin’ ny fahavalony rehetra nahajanona teo anoloany; fa natolotr’ i Jehovah teo an-tànany avokoa ny fahavalony rehetra.