bible.software › Bokin'ny Deoteronomia › Bokin'ny Deoteronomia 21 › Bokin'ny Deoteronomia 21:3
Bokin'ny Deoteronomia 21:3
Ary ny loholona amin’ ny tanàna izay akaikin’ ny faty indrindra dia haka ombivavy kely izay tsy mbola nampiasaina na nasiana zioga hitarihany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And it shall be, that the city which is next unto the slain man, even the elders of that city shall take an heifer, which hath not been wrought with, and which hath not drawn in the yoke;
In Context
2dia hivoaka ny loholonao sy ny mpitsaranao ka horefesiny hatreo amin’ ny faty ka hatramin’ izay tanàna manodidina azy.
4Ary ilay ombivavy kely dia ho entin’ ny loholona amin’ izany tanàna izany midìna any amin’ izay lohasaha tsy voasa na voafafy sady misy renirano tsy mety ritra, dia hofolahiny any an-dohasaha ny vozony.
Read all of Bokin'ny Deoteronomia 21
Cross References
Deuteronomy 10:8Tamin’ izany andro izany no nanokana an’ i Jehovah ny firenen’ i Levy hitondra ny fiaran’ ny faneken’ i Jehovah sy hijanona eo anatrehan’ i Jehovah hanao fanompoam-pivavahana aminy sy hitso-drano amin’ ny anarany mandraka androany.
Matthew 11:28Mankanesa atỳ amiko, ianareo rehetra izay miasa fatratra sy mavesatra entana, fa Izaho no hanome anareo fitsaharana.
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Deoteronomia 21:3