Bokin'ny Mpitoriteny 1:15
Ny meloka tsy mety tonga mahitsy; ary ny tsy ao tsy mba azo isaina.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
That which is crooked cannot be made straight: and that which is wanting cannot be numbered.
In Context
Read all of Bokin'ny Mpitoriteny 1
Cross References
Job 34:29Mangìna Izy, ka iza no mahay manameloka? Ary manafin-tava Izy (ka iza no mahajery Azy?), na amin’ ny firenena, na amin’ ny olona tsirairay,
Ecclesiastes 7:12Fa fialokalofana ny fahendrena, ary fialokalofana ny vola; ary ny mahatsara ny fahalalana dia izao: Maharo ny ain’ ny manana azy ny fahendrena.
Jeremiah 13:23Moa mahova ny hodiny va ny Etiopiana, ary ny leoparda va mahova ny sorany? Raha izany, dia mahazo manao tsara koa ianareo izay efa zatra nanao ratsy.