Epistily ho an'ny Efesiana 5:33
Na dia izany aza, samia tia ny vadiny tahaka ny tenany ianareo lehilahy rehetra, ary aoka kosa ny vavy hanaja ny lahy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
32Zava-miafina lehibe izany; fa milaza ny amin’ i Kristy sy ny fiangonana aho.
Read all of Epistily ho an'ny Efesiana 5
Cross References
Esther 1:20Ary raha torina eran’ ny fanjakany rehetra (fa lehibe izany) ny lalàn’ ny mpanjaka izay hataony, dia samy hanome voninahitra ny vadiny avy na lehibe na kely, ny vehivavy rehetra.
Ephesians 5:25Hianareo lehilahy, tiava ny vadinareo, dia tahaka ny nitiavan’ i Kristy ny fiangonana ka nanolorany ny tenany hamonjy azy,
Colossians 3:19Hianareo lehilahy, tiava ny vadinareo, ary aza sosotra aminy.
1 Peter 3:2rehefa hitany ny fahadiovan’ ny fitondran-tenanareo amin’ ny fahatahorana.