Exodus 21:15
Ary izay mamely ny rainy na ny reniny dia hatao maty tokoa.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And he that smiteth his father, or his mother, shall be surely put to death.
In Context
Cross References
Deuteronomy 27:24Hozonina izay mamely ny namany ao amin’ ny takona. Ary ny vahoaka rehetra hanao hoe: Amena.
Proverbs 30:17Ny maso izay miandranandrana amin-dray Sady tsy mety manaja reny Dia hotsaingotsaingohin’ ny goaika eny an-dohasahan-driaka Ary hohanin’ ny zana-boromahery.