Bokin'ny Eksodosy 21:22
Ary raha misy olona mifanditra ka mandratra vehivavy manan’ anaka, ka teraka tsy tonga volana ny zanany, kanefa tsy misy maninona, dia hosazina tokoa ilay olona araka izay hanaovan’ ny vadin-dravehivavy azy; ary handoa araka izay handidian’ ny mpitsara izy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
23Fa raha misy maninona kosa, dia hanome aina solon’ ny aina ianao,
Read all of Bokin'ny Eksodosy 21
Cross References
Exodus 21:30Raha sazina izy, dia handoa vidin’ aina araka izay sazy atao aminy.
Deuteronomy 22:18Ary halain’ ny loholona amin’ ny tanàna izany lehilahy izany ka hofaizany.