Exodus 21:23
Fa raha misy maninona kosa, dia hanome aina solon’ ny aina ianao,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And if any mischief follow, then thou shalt give life for life,
In Context
24maso solon’ ny maso, nify solon’ ny nify, tanana solon’ ny tanana, tongotra solon’ ny tongotra,
Cross References
Leviticus 24:20tapaka solon’ ny tapaka, maso solon’ ny maso, nify solon’ ny nify; tahaka ny kilema nataony tamin’ ny olona no hatao aminy kosa.
Deuteronomy 19:21Dia tsy hiantra azy ny masonao; fa aina no hataonao solon’ ny aina, maso solon’ ny maso, nify solon’ ny nify, tanana solon’ ny tanana, tongotra solon’ ny tongotra.