The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Eksodosy › Bokin'ny Eksodosy 21 › Bokin'ny Eksodosy 21:24

Bokin'ny Eksodosy 21:24

maso solon’ ny maso, nify solon’ ny nify, tanana solon’ ny tanana, tongotra solon’ ny tongotra,

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Eye for eye, tooth for tooth, hand for hand, foot for foot,

In Context

23Fa raha misy maninona kosa, dia hanome aina solon’ ny aina ianao,

25may solon’ ny may, ratra solon’ ny ratra, mivatra solon’ ny mivatra.

Read all of Bokin'ny Eksodosy 21

Cross References

Leviticus 24:19Ary raha misy obona manakilema ny namany, dia toy izay nataony no hatao aminy kosa:

Judges 1:6Nefa nandositra Adoni-bezeka; ary nanenjika azy izy ireto ka nisambotra azy, dia nanapaka ny ankihiben-tànany sy ny ankihiben-tongony.

Matthew 5:38Efa renareo fa voalaza hoe: Maso solon’ ny maso, ary nify solon’ ny nify.

Luke 6:38omeo, dia mba homena ianareo; fatra tsara sady ahintsana no afatratra ka mihoatra no homeny ho ao am-pofoanareo. Fa izay fatra ataonareo no hamarana ho anareo kosa.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Eksodosy 21:24

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Eksodosy 21:23Bokin'ny Eksodosy 21Bokin'ny Eksodosy 21:25 →