The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Eksodosy › Bokin'ny Eksodosy 39 › Bokin'ny Eksodosy 39:13

Bokin'ny Eksodosy 39:13

ary ny an-dalana fahefatra dia krysolita sy beryla ary jaspy; ary nasiany randram-bolamena manodidina ny fitoerany avy.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And the fourth row, a beryl, an onyx, and a jasper: they were inclosed in ouches of gold in their inclosings.

In Context

12ary ny an-dalana fahatelo dia opala sy agata ary ametysta;

14Ary ny vato dia nalahatra araka ny anaran’ ny firenen’ ny Zanak’ Isiraely, dia roa ambin’ ny folo araka ny anarany; ary nisy soratra toy ny amin’ ny fanombohan-kase ho an’ ny firenena roa ambin’ ny folo araka ny anarany avy.

Read all of Bokin'ny Eksodosy 39

Cross References

Genesis 2:12ary tsara ny volamena amin’ izany tany izany; any ny bedola sy ny vato beryla.

Exodus 28:11amin’ ny asan’ ny mpanora-bato, tahaka ny fanoratana fanombohan-kase, no hanoratanao ny vato roa, araka ny anaran’ ny Zanak’ Isiraely; ary asio randram-bolamena manodidina izy,

Song of Solomon 5:14Ny tenany dia tahaka ny anja-bolamena voaisy krysolita; Ny tenany dia tahaka ny ivory voarafitra tsara sady misarona safira;

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Eksodosy 39:13

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Eksodosy 39:12Bokin'ny Eksodosy 39Bokin'ny Eksodosy 39:14 →