bible.software › Bokin'i Ezekiela › Bokin'i Ezekiela 12 › Bokin'i Ezekiela 12:26
Bokin'i Ezekiela 12:26
Ary tonga tamiko ny tenin’ i Jehovah nanao hoe:
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Again the word of the LORD came to me, saying,
In Context
25Fa Izaho no Jehovah; hiteny Aho, ary ny teny lazaiko dia ho tò tokoa; tsy hajanona ela intsony izany; fa ho amin’ ny andronareo, ry taranaka maditra, no hilazako ny teny sy hanatanterahako azy, hoy Jehovah Tompo.
27Ry zanak’ olona, indro, ny taranak’ Isiraely manao hoe: Mbola ho ela izany fahitana hitany izany, ary ny amin’ ny fotoana mbola lavitra no vinaniny.
Read all of Bokin'i Ezekiela 12
Cross References
Jeremiah 15:6Hianao efa nahafoy Ahy sady efa nihemotra, hoy Jehovah, ka dia ahinjitro kosa ny tanako hamely anao, ka efa mandringana anao Aho, fa efa sasatra ny mandefitra.
This Verse In Other Editions
Study Bokin'i Ezekiela 12:26