Bokin'i Ezekiela 16:56
Nefa tsy mbola mba notononin’ ny vavanao akory ny nanjo an’ i Sodoma rahavavinao tamin’ ny andro niavonavonanao,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
For thy sister Sodom was not mentioned by thy mouth in the day of thy pride,
In Context
Read all of Bokin'i Ezekiela 16
Cross References
Isaiah 65:5Izay manao hoe: Mihataha, fa aza manakaiky ahy, fa izaho no masìna, fa tsy ianao, ireny dia setroka ao am-bavoroko, eny, afo mirehitra mandritra ny andro.
Luke 15:28Dia tezitra izy ka tsy nety niditra; ary nivoaka rainy ka nampandroso azy.