Bokin'i Ezekiela 22:7
Ao aminao no anozonana ray aman-dreny; ary ao aminao no anaovana izay sarotra amin’ ny vahiny; ary ao aminao no ampahoriana ny kamboty sy ny mpitondratena.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
6Indreo ny lehiben’ ny Isiraely efa samy ao aminao araka ny heriny avy mba handatsa-drà.
8Hamavoinao ny zavatra masìna, ary lotoinao ny Sabatako.
Read all of Bokin'i Ezekiela 22
Cross References
Exodus 20:12Manaja ny rainao sy ny reninao mba ho maro andro ianao ao amin’ ny tany izay omen’ i Jehovah Andriamanitrao ho anao.
Exodus 22:21Aza mampahory ny mpitondratena sy ny kamboty akory ianareo.
Deuteronomy 5:16Manajà ny rainao sy ny reninao, araka izay nandidian’ i Jehovah Andriamanitrao anao, mba ho maro andro ianao, ary mba hahita soa any amin’ ny tany izay omen’ i Jehovah Andriamanitrao ho anao.
Deuteronomy 27:19Hozonina izay manao fitsarana miangatra amin’ ny vahiny sy ny kamboty ary ny mpitondratena. Ary ny vahoaka rehetra hanao hoe: Amena.
Psalms 94:6Ny mpitondratena sy ny vahiny vonoiny, Ary ny kamboty dia matiny
Proverbs 22:22Aza manosihosy ny malahelo, saingy malahelo izy; Ary aza dia manifakifa ny ory eo am-bavahady;