Bokin'i Ezekiela 22:8
Hamavoinao ny zavatra masìna, ary lotoinao ny Sabatako.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Thou hast despised mine holy things, and hast profaned my sabbaths.
In Context
Read all of Bokin'i Ezekiela 22
Cross References
Leviticus 19:30Tandremo ny Sabatako, ary hajao ny fitoerako masìna: Izaho no Jehovah.
Ezekiel 20:20Ary manamasìna sy Sabatako, mba ho famantarana ho amiko sy ho aminareo, ka dia ho fantatrareo fa Izaho no Jehovah Andriamanitrareo.
Ezekiel 20:24satria tsy nanaraka ny fitsipiko izy, fa nanamavo ny didiko sy nandoto ny Sabatako, ary ny masony nanaraka ny sampin’ ny razany.
Ezekiel 23:38Izao koa no nataony tamiko: Nandoto ny fitoerako masìna izy tamin’ izany andro izany sady nandoto ny Sabatako koa.
Malachi 1:6Ny zanaka manaja ny rainy, ary ny mpanompo ny tompony; koa raha Ray Aho, aiza ary izay hajako? ary raha Tompo Aho, aiza izay tahotra Ahy? hoy Jehovah, Tompon’ ny maro, aminareo, ry mpisorona, izay manamavo ny anarako, nefa manao hoe: Amin’ inona no anamavoanay ny anaranao?