Bokin'i Ezekiela 28:8
Havariny ho any an-davaka ianao, ka ho faty toy ny fahafatesan’ izay voatrabaka ao amin’ ny ranomasina.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
Read all of Bokin'i Ezekiela 28
Cross References
Job 17:16Midìna any amin’ ny vavahadin’ ny fiainan-tsi-hita izany, raha mba hahita fitsaharana ao amin’ ny vovoka aho.
Job 33:28Fa navotany ny fanahiko mba tsy hivarina any an-davaka, ary mifaly ny aiko amin’ ny fahitana ny mazava.
Psalms 30:9Hianao no nantsoiko, Jehovah ô; ary Jehovah no nifonako hoe:
Psalms 88:4Fa diboka ny fahoriana ny fanahiko; Ary ny aiko manakaiky ny fiainan-tsi-hita.
Proverbs 28:17Izay itambesaran-keloka noho ny fandatsahan-drà dia handositra hatrany an-davaka; Aoka tsy hisy hihazona azy.
Ezekiel 27:26Nentin’ ny mpivoinao teny amin’ ny rano be ianao, dia nahavaky anao tao amin’ ny ranomasina ny rivotra avy any atsinanana.