Bokin'ny Salamo 30:9
Hianao no nantsoiko, Jehovah ô; ary Jehovah no nifonako hoe:
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
Read all of Bokin'ny Salamo 30
Cross References
Psalms 66:17Izy no nantsoin’ ny vavako; ary ny fanandratana Azy no teo ambanin’ ny lelako.
Psalms 115:17Ny maty tsy mba hidera an’ i Jehovah. Na izay midìna any amin’ ny mangingina;
Ecclesiastes 9:10Izay rehetra azon’ ny tananao atao dia ataovy amin’ ny herinao; fa tsy misy asa, na hevitra, na fahalalana, na fahendrena, any amin’ ny fiainan-tsi-hita izay alehanao.