Bokin'i Ezra 2:39
ny taranak’ i Harima dia fito ambin’ ny folo sy arivo.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
The children of Harim, a thousand and seventeen.
In Context
38ny taranak’ i Pasora dia fito amby efa-polo amby roan-jato sy arivo;
Cross References
Ezra 10:20Ary ny avy tamin’ ny taranak’ Imera dia Hanany sy Zebedia;
Nehemiah 7:42ny taranak’ i Harima dia fito ambin’ ny folo sy arivo.