Epistily ho an'ny Galatiana 3:3
Adala toy izany va ianareo? Rehefa nanomboka tamin’ ny Fanahy ianareo, dia hahatanteraka amin’ ny nofo va ankehitriny?
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Are ye so foolish? having begun in the Spirit, are ye now made perfect by the flesh?
In Context
4Moa izany zavatra be izany dia efa niaretanareo foana, raha dia foana tokoa izany?
Read all of Epistily ho an'ny Galatiana 3
Cross References
Galatians 4:7Ka dia tsy mpanompo intsony ianao, fa zanaka: ary raha zanaka, dia mpandova koa noho ny ataon’ Andriamanitra.
Galatians 6:12Na iza na iza te-hiseho ho tsara amin’ ny nofo, dia ireo no manery anareo hoforana, nefa noho izao ihany: fandrao henjehina noho ny hazo fijalian’ i Kristy izy.
Hebrews 9:2Fa nisy tabernakely voavoatra: ny efitra voalohany, ilay atao hoe “ny fitoerana masìna”, izay nisy ny fanaovan-jiro sy ny latabatra ary ny mofo aseho.