Bokin'ny Genesisy 21:11
Fa ratsy teo imason’ i Abrahama indrindra izany teny izany noho ny amin’ ny zanany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And the thing was very grievous in Abraham’s sight because of his son.
In Context
Read all of Bokin'ny Genesisy 21
Cross References
Genesis 17:18Ary hoy Abrahama tamin’ Andriamanitra: Enga anie ka Isimaela no ho velona eo anatrehanao!
Hebrews 12:11Fa ny famaizana rehetra dia tsy mba atao ho mahafaly andro anaovana, fa mampahory; fa rehefa afaka izany, dia vao mitondra ny vokatry ny fahamarinana hiadanana ho an’ izay nanaovana azy izy.