bible.software › Bokin'ny Genesisy › Bokin'ny Genesisy 32 › Bokin'ny Genesisy 32:8
Bokin'ny Genesisy 32:8
Dia natahotra indrindra Jakoba ka poritra dia poritra; dia nozarainy roa toko ny olona izay nomba azy mbamin’ ny ondry aman’ osy sy ny omby ary ny rameva;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And said, If Esau come to the one company, and smite it, then the other company which is left shall escape.
In Context
7Dia niverina tany amin’ i Jakoba ny iraka ka nanao hoe: Tafahaona tamin’ i Esao rahalahinao izahay, ary izy koa dia avy hitsena anao mitondra olona efa-jato lahy.
9fa hoy izy: Raha tafahaona amin’ ny antokony anankiray Esao ka mamely azy, dia handositra kosa ny antokony anankiray.
Read all of Bokin'ny Genesisy 32
Cross References
Matthew 10:16Indro, Izaho maniraka anareo ho tahaka ny ondry ao ampovoan’ ny amboadia; koa hendre tahaka ny menarana, ary morà tahaka ny voromailala.
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Genesisy 32:8