Bokin'ny Genesisy 49:14
ISAKARA dia boriky henjana, mandry eo anelanelan’ ny vala;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Issachar is a strong ass couching down between two burdens:
In Context
Read all of Bokin'ny Genesisy 49
Cross References
Deuteronomy 33:18Ary ny amin’ i ZEBOLONA dia hoy izy: Mifalia, ry Zebolona, amin’ izay alehanao, Ary ianao, ry ISAKARA, ao an-dainao.
Judges 5:15Ary ny andrianan’ Isakara niaraka tamin’ i Debora, dia Isakara sy Baraka koa; Nampandehanina nanaraka azy any an-dohasaha izy. Lehibe ny fiheverana am-po teny amin’ ny sakeli-dranon’ i Robena!
1 Chronicles 12:32Ary tamin’ ny taranak’ Isakara dia roanjato no lohany, samy nahay namantatra tsara izay fotoana mety ka nahalala izay lokony hataon’ ny Isiraely; ary ny rahalahiny rehetra nanaraka ny teniny.