The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Genesisy › Bokin'ny Genesisy 49 › Bokin'ny Genesisy 49:17

Bokin'ny Genesisy 49:17

Dana ho menarana ao amoron-dalana, ho bibilava misy tandroka ao an-dalana izy, izay manaikitra ny kitrokelin’ ny soavaly, ka potraka miantsilany ny mpitaingina azy.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Dan shall be a serpent by the way, an adder in the path, that biteth the horse heels, so that his rider shall fall backward.

In Context

16DANA hitsara ny olony tahaka ny anankiray amin’ ny firenen’ ny Isiraely.

18Ny famonjenao no andrasako, Jehovah ô!

Read all of Bokin'ny Genesisy 49

Cross References

Judges 16:22Ary dia naniry indray ny volon-dohany, rehefa voaharatra.

1 Chronicles 12:35Ary tamin’ ny Danita dia enin-jato amby valo arivo sy roa alina izay nahay niady.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Genesisy 49:17

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Genesisy 49:16Bokin'ny Genesisy 49Bokin'ny Genesisy 49:18 →