The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Genesisy › Bokin'ny Genesisy 49 › Bokin'ny Genesisy 49:16

Bokin'ny Genesisy 49:16

DANA hitsara ny olony tahaka ny anankiray amin’ ny firenen’ ny Isiraely.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Dan shall judge his people, as one of the tribes of Israel.

In Context

15Ary hitany fa tsara ny fialan-tsasatra, sady mahafinaritra ny tany; dia nanongilana ny sorony hitondra entana izy ka tonga mpanompo mandoa hetra.

17Dana ho menarana ao amoron-dalana, ho bibilava misy tandroka ao an-dalana izy, izay manaikitra ny kitrokelin’ ny soavaly, ka potraka miantsilany ny mpitaingina azy.

Read all of Bokin'ny Genesisy 49

Cross References

Numbers 10:25Dia niainga ny fanevan’ ny tobin’ ny taranak’ i Dana, izay vodi-lalan’ ny toby rehetra, araka ny antokony; ary Ahiezera, zanak’ i Amisaday, no mpifehy ny antokony.

Judges 13:2Ary nisy lehilahy avy tany Zora amin’ ny fokon’ ny Danita, Manoa no anarany; ary momba ny vadiny ka tsy niteraka.

Judges 15:20Dia nitsara ny Isiraely roa-polo taona tamin’ ny andron’ ny Filistina izy.

Judges 18:26Dia nandeha tamin’ ny nalehany ny taranak’ i Dana; ary rehefa hitan’ i Mika fa ireo dia nahery noho izy, dia niverina izy ka nody tany an-tranony.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Genesisy 49:16

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Genesisy 49:15Bokin'ny Genesisy 49Bokin'ny Genesisy 49:17 →