Epistily ho an'ny Hebreo 13:1
Aoka haharitra ny fitiavana ny rahalahy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
Read all of Epistily ho an'ny Hebreo 13
Cross References
John 15:17Izany zavatra izany no andidiako anareo, mba hifankatiavanareo.
Acts 2:44Ary izay rehetra nino dia niray toerana, sady niombonany avokoa ny fananany rehetra,
Romans 12:9Aoka ny fitiavana ho amin’ ny tsi-fihatsaram-belatsihy; mankahalà ny ratsy; mifikira amin’ ny tsara.
Galatians 5:13Fa efa nantsoina ho amin’ ny fahafahana ianareo, ry rahalahy; kanefa aoka tsy ho entinareo hanaraka ny nofo izany fahafahana izany, fa mifampanompoa amin’ ny fitiavana.
Ephesians 4:3mazoto mitana ny firaisana avy amin’ ny Fanahy amin’ ny fehim-pihavanana.
Philippians 2:1Koa raha misy famporisihana ao amin’ i Kristy, raha misy fampiononana avy amin’ ny fitiavana, raha misy firaisana amin’ ny Fanahy, raha misy famindram-po sy fiantrana,