Epistily ho an'ny Hebreo 13:25
Ho aminareo rehetra anie ny fahasoavana. Amena.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
Read all of Epistily ho an'ny Hebreo 13
Cross References
Romans 16:20Fa Andriamanitry ny fiadanana hanorotoro an’ i Satana faingana eo ambanin’ ny tongotrareo. Ho aminareo anie ny fahasoavan’ i Jesosy Kristy Tompontsika.
Ephesians 6:24Ny fahasoavana anie ho amin’ izay rehetra tia an’ i Jesosy Kristy Tompontsika amin’ ny fitiavana tsy mety levona. Amena.
2 Timothy 4:22Ho amin’ ny fanahinao anie ny Tompo. Ho aminareo anie ny fahasoavana.
Revelation 22:21Ho amin’ ny olona masìna anie ny fahasoavan’ i Jesosy Tompo. Amena.