Epistily ho an'ny Hebreo 6:13
Fa Andriamanitra nanao teny fikasana tamin’ i Abrahama ary satria tsy nisy lehibe noho ny tenany izay azony nianianana, dia nianiana tamin’ ny tenany Izy
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
For when God made promise to Abraham, because he could swear by no greater, he sware by himself,
In Context
14ka nanao hoe: “Hitahy anao tokoa Aho ary hahamaro dia hahamaro anao”.
Read all of Epistily ho an'ny Hebreo 6
Cross References
Genesis 22:15Dia niantso an’ i Abrahama fanindroany tany an-danitra Ilay Anjelin’ i Jehovah
Psalms 105:9Eny, ilay nataony tamin’ i Abrahama, Sy ny fianianany tamin’ Isaka;
Jeremiah 22:5Fa raha tsy hihaino izany teny izany kosa ianareo, dia ny tenako no ianianako, hoy Jehovah, fa ho lao tokoa ity trano ity.
Ezekiel 32:13Haringako koa ny biby fiompiny rehetra eny amoron’ ny rano maro, ary tsy hanakobankobana azy intsony ny tongotry ny olona, na handoto azy ny kitron’ ny biby fiompy.
Luke 1:73Dia ny fianianana izay nianianany tamin’ i Abrahama razantsika,