Isaiah 66:21
Ary avy amin’ ireo aza no hakako ho mpisorona sy Levita, hoy Jehovah.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And I will also take of them for priests and for Levites, saith the LORD.
In Context
Cross References
Isaiah 61:6Fa ianareo kosa no hatao hoe mpisoron’ i Jehovah, Mpanao fanompoam-pivavahana ho an’ Andriamanitsika no hilazana anareo ho lasanareo ny haren’ ny firenena, ary handimby voninahitra azy ianareo.
Hebrews 7:12Fa raha ovana ny fisoronana, dia tsy maintsy ovana koa ny lalàna.
1 Peter 2:9Fa ianareo kosa dia taranaka voafidy, “fanjaka-mpisorona, firenena masìna”, olona nalain’ Andriamanitra ho an’ ny tenany mba hilazanareo ny hatsaran’ ilay niantso anareo hiala tamin’ ny maizina ho amin’ ny fahazavany mahagaga;
Revelation 5:10Ary efa nataonao fanjakana sy mpisorona ho an’ Andriamanitsika ireo; Ary manjaka ambonin’ ny tany izy.