Epistily nosoratan'i Jakoba 1:6
Nefa aoka hangataka amin’ ny finoana izy ka tsy hiahanahana akory; fa izay miahanahana dia toy ny alon-dranomasina entin’ ny rivotra ka atopatopany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
7Fa aoka tsy hanampo handray zavatra amin’ ny Tompo izany olona izany:
Read all of Epistily nosoratan'i Jakoba 1
Cross References
Genesis 49:4Mandroadroatra toy ny rano ianao ka tsy hanan-tombo, fa niakatra tamin’ ny fandrian’ ny rainao ianao, tamin’ izany no nandotoanao azy. Endrey, ny farafarako lahy, ka dia niakarany!
Mark 11:22Ary Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Manàna finoana an’ Andriamanitra.
1 Timothy 2:8Koa tiako ny lehilahy hivavaka eny tontolo eny manandra-tanana masìna, tsy amin’ ny fahatezerana na amin’ ny fifandirana.
Hebrews 11:6Fa raha tsy amin’ ny finoana, dia tsy misy azo atao hahazoana sitraka aminy; fa izay manatona an’ Andriamanitra dia tsy maintsy mino fa misy Izy sady Mpamaly soa izay mazoto mitady Azy.
2 Peter 2:17Ireo efa loharano ritra, zavona entin’ ny tafio-drivotra, ka efa tehirizina ho azy ny fahamaintisan’ ny maizina.