The Bible Software
bible.software › Epistily nosoratan'i Jakoba › Epistily nosoratan'i Jakoba 2 › Epistily nosoratan'i Jakoba 2:14

Epistily nosoratan'i Jakoba 2:14

Inona moa no soa azo, ry rahalahiko, raha misy milaza fa manam-pinoana izy, nefa tsy manana asa? Ny finoana va mahavonjy azy?

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

What doth it profit, my brethren, though a man say he hath faith, and have not works? can faith save him?

In Context

13Fa fitsarana tsy misy famindram-po no ho anjaran’ izay tsy mamindra fo; ary ny famindram-po kosa dia faly, fa tsy mba matahotra ny fitsarana.

15Raha misy rahalahy na anabavy tsy manan-kitafy sady tsy manan-kohanina isan’ andro,

Read all of Epistily nosoratan'i Jakoba 2

Cross References

Matthew 5:20Fa lazaiko aminareo: Raha tsy mihoatra noho ny an’ ny mpanora-dalàna sy ny Fariseo ny fahamarinanareo, dia tsy hiditra amin’ ny fanjakan’ ny lanitra mihitsy ianareo.

Matthew 7:26Fa izay rehetra mandre izany teniko izany, nefa tsy mankatò azy, dia hoharina amin’ ny lehilahy adala, izay nanorina ny tranony teo ambonin’ ny fasika.

Acts 8:13Ary Simona koa mba nino; ary rehefa natao batisa izy, dia nanaraka an’ i Filipo. Ary talanjona izy, raha nahita ny famantarana sy ny asa lehibe izay natao.

Acts 15:9fa tsy nataony misy hafa isika sy izy, fa nodioviny tamin’ ny finoana ny fony.

1 Corinthians 13:2Ary na dia manana faminaniana aza aho ka mahalala ny zava-miafina rehetra sady manana ny fahalalana rehetra, ary na dia manana ny finoana rehetra aza aho ka mahafindra tendrombohitra, kanefa tsy manana fitiavana, dia tsinontsinona aho.

1 Corinthians 16:22Raha misy tsy tia ny Tompo, aoka ho voaozona izy. Maran ata.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)聖書 (日本語)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBiblia TakatifuBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)

Study Epistily nosoratan'i Jakoba 2:14

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeAlbert BarnesJohn WesleyJohn CalvinScofieldWilliam BurkittFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Epistily nosoratan'i Jakoba 2:13Epistily nosoratan'i Jakoba 2Epistily nosoratan'i Jakoba 2:15 →