Epistily nosoratan'i Jakoba 2:17
Ary mba toy izany koa ny finoana, raha tsy misy asa, dia maty mihitsy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Even so faith, if it hath not works, is dead, being alone.
In Context
Read all of Epistily nosoratan'i Jakoba 2
Cross References
1 Corinthians 13:3Ary na dia omeko hohanin’ ny malahelo aza ny fananako rehetra, ary na dia atolotro hodorana aza ny tenako, kanefa tsy manana fitiavana aho, dia tsy mahasoa ahy akory izany.
1 Thessalonians 1:3sady tsy mitsahatra mahatsiaro ny asanareo amin’ ny finoana sy ny fikelezanareo aina amin’ ny fitiavana ary ny faharetanareo amin’ ny fanantenana an i Jesosy Kristy Tompontsika eo imason’ Andriamanitra Raintsika;
James 2:14Inona moa no soa azo, ry rahalahiko, raha misy milaza fa manam-pinoana izy, nefa tsy manana asa? Ny finoana va mahavonjy azy?
James 2:26Fa maty ny tena, raha tsy misy fanahy, ary maty toy izany koa ny finoana, raha tsy misy asa.