Epistily nosoratan'i Jakoba 2:9
Fa raha mizaha tavan’ olona kosa ianareo, dia manota ka helohin’ ny lalàna ho mpanota.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
But if ye have respect to persons, ye commit sin, and are convinced of the law as transgressors.
In Context
Read all of Epistily nosoratan'i Jakoba 2
Cross References
John 8:9Ary raha nandre izany izy, dia nivoaka tsirairay hatramin’ ny zokinjokiny ka hatramin’ ny zandrinjandriny; ary Jesosy irery ihany no sisa teo sy ilay vehivavy teo.
John 16:8Ary raha tonga Izy, dia hampiaiky izao tontolo izao ny fahotana sy ny fahamarinana ary ny fitsarana:
Romans 7:7Inona ary no holazaintsika? Ota va ny lalàna? Sanatria izany! Kanefa tsy nahalala ny ota aho, raha tsy tamin’ ny lalàna, satria tsy fantatro akory ny fitsiriritana, raha tsy ny lalàna no nanao hoe: Aza mitsiriritra.
Galatians 2:19Fa raha izaho, dia tamin’ ny lalàna no nahafatesako ny amin’ ny lalàna, mba ho velona ho an’ Andriamanitra aho.
1 John 3:4Izay rehetra manota no mandika ny lalàna; fa ny ota no fandikana ny lalàna.