Epistily nosoratan'i Jakoba 4:10
Manetre tena eo anatrehan’ ny Tompo, dia hanandratra anareo Izy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Humble yourselves in the sight of the Lord, and he shall lift you up.
In Context
Read all of Epistily nosoratan'i Jakoba 4
Cross References
Job 22:29Raha misy mietry, dia hataonao hoe: Misandrata; fa ny manetry tena hovonjeny.
Psalms 28:9Vonjeo ny olonao, ary tahio ny lovanao; andraso izy, ka tezao mandrakizay.
Psalms 113:7Manangana ny malahelo hiala amin’ ny vovoka Izy Ary manandratra ny mahantra ho afaka eo amin’ ny zezika,
Matthew 23:12Fa izay manandra-tena no haetry; ary izay manetry tena no hasandratra.
Luke 14:11Fa izay rehetra manandra-tena no haetry; ary izay manetry tena no hasandratra.
James 4:6Nefa manome fahasoavana bebe kokoa Izy. Koa hoy izy: “Andriamanitra manohitra ny mpiavonavona, fa manome fahasoavana ho an’ ny manetry tena”.