James 5:8
Mahareta koa ianareo, mampahereza ny fonareo, fa efa mby akaiky ny fihavian’ ny Tompo.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Be ye also patient; stablish your hearts: for the coming of the Lord draweth nigh.
In Context
Cross References
Psalms 27:14Miandrasa an’ i Jehovah ianao; matokia, ary aoka hahery ny fonao; eny, miandrasa an’ i Jehovah.
Psalms 40:1Ho an’ ny mpiventy hira. Salamo nataon’ i Davida.
Lamentations 3:25Tsara Jehovah amin’ izay manantena Azy, dia amin’ ny olona izay mitady Azy.
Habakkuk 2:3Fa ny fahitana dia mbola ho amin’ ny fotoan’ andro, Ary mikendry ny farany izy ka tsy ho diso; Eny, na dia mitaredretra aza izy, andraso ihany, Fa ho avy tokoa izy ka tsy hijanona.
Romans 13:11Ary tokony hanao izany indrindra isika, satria fantatsika ny andro, fa ankehitriny izao dia ora tokony hifohazanareo amin’ ny fahatoriana; fa ankehitriny ny famonjena antsika dia akaiky noho ny tamin’ ny andro vao ninoantsika.
Philippians 4:5Aoka ho fantatry ny olona rehetra ny fandeferanareo. Efa mby akaiky ny Tompo.