The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 27 › Bokin'ny Salamo 27:14

Bokin'ny Salamo 27:14

Miandrasa an’ i Jehovah ianao; matokia, ary aoka hahery ny fonao; eny, miandrasa an’ i Jehovah.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Wait on the LORD: be of good courage, and he shall strengthen thine heart: wait, I say, on the LORD.

In Context

13Raha izay re aho no tsy nanantena hahita ny fahasoavan’ i Jehovah amin’ ny tanin’ ny velona.

Read all of Bokin'ny Salamo 27

Cross References

Genesis 49:18Ny famonjenao no andrasako, Jehovah ô!

Psalms 25:21Aoka ny tsi-fisian-tsiny sy ny fahitsiana no hiaro ahy; fa miandry Anao aho.

Psalms 33:20Ny fanahintsika miandry an’ i Jehovah; famonjena antsika sy ampingantsika Izy.

Psalms 37:34Miandrasa an’ i Jehovah, ka tandremo ny lalàny, dia hanandratra anao handova ny tany Izy; Ho faly hahita ny hamongorana ny ratsy fanahy ianao.

Psalms 62:1Ho an’ ny mpiventy hira. Al-jedotona. Salamo nataon’ i Davida.

Psalms 130:5Niandry an’ i Jehovah aho; eny, niandry Azy ny fanahiko, Ary ny teniny no nanantenako.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 27:14

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 27:13Bokin'ny Salamo 27