Bokin'i Jeremia 25:22
ary ny mpanjaka rehetra any Tyro sy ny mpanjaka rehetra any Sidona ary ny mpanjakan’ ny nosy any an-dafin’ ny ranomasina;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
21ary Edoma sy Moaba sy ny taranak’ i Amona,
23ary Dedana sy Tema sy Boza ary izay rehetra voahety sisim-bolo,
Read all of Bokin'i Jeremia 25
Cross References
Isaiah 23:1Faminaniana ny amin’ ny loza hanjo an’ i Tyro. Midradradradrà ianareo, ry sambon’ i Tarsisy ô! Fa rava Tyro, ka tsy misy trano sady tsy azo idirana intsony ao; Avy tany amin’ ny tany Kitima no nanambarana izany taminy.
Jeremiah 31:10Mihainoa ny tenin’ i Jehovah, ianareo jentilisa, ary torio any amin’ ny tany amoron-tsiraka any lavitra any izany, ka atao hoe: Izay nampiely ny Isiraely no hanangona azy indray sady hitandrina azy toy ny fitandrin’ ny mpiandry ondry ny ondriny.
Jeremiah 49:23Ny amin’ i Damaskosy. Very hevitra Hamata sy Arpada, fa nandre filazan-doza izy ka kivy; Misamboaravoara ny ranomasina ka tsy mety tafatoetra.
Ezekiel 26:3Dia izao no lazain’ i Jehovah Tompo: Indro, hamely anao Aho, ry Tyro, ka hampiakatra ny firenena maro hiady aminao, tahaka ny fampiakatry ny ranomasina ny onjany.
Ezekiel 28:1Ary tonga tamiko ny tenin’ i Jehovah nanao hoe;
Ezekiel 28:21Ry zanak’ olona, manandrifia an’ i Sidona, dia maminania ny hamelezana azy,