bible.software › Bokin'i Jeremia › Bokin'i Jeremia 33 › Bokin'i Jeremia 33:23
Bokin'i Jeremia 33:23
Ary tonga tamin’ i Jeremia ny tenin’ i Jehovah nanao hoe:
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Moreover the word of the LORD came to Jeremiah, saying,
In Context
22Toy ny hamaroan’ ny kintana eny amin’ ny lanitra, izay tsy azo isaina, ary toy ny fasika any amin’ ny ranomasina, izay tsy azo afàtra, dia toy izany no hanamaroako ny taranak’ i Davida mpanompoko sy ny Levita, izay manao fanompoam-pivavahana ho Ahy.
24Tsy hitanao va izay nolazain’ ity firenena ity hoe: Ny fianakaviana roa izay nofidin’ i Jehovah dia efa nariany; Toy izany no anamavoany ny oloko, ka dia tsy vanon-ko firenena eo imasony intsony izy.
Read all of Bokin'i Jeremia 33
This Verse In Other Editions
Study Bokin'i Jeremia 33:23