Bokin'i Jeremia 33:24
Tsy hitanao va izay nolazain’ ity firenena ity hoe: Ny fianakaviana roa izay nofidin’ i Jehovah dia efa nariany; Toy izany no anamavoany ny oloko, ka dia tsy vanon-ko firenena eo imasony intsony izy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
23Ary tonga tamin’ i Jeremia ny tenin’ i Jehovah nanao hoe:
Read all of Bokin'i Jeremia 33
Cross References
Nehemiah 4:2Ary niray tetika izy rehetra handeha hamely an’ i Jerosalema ka hanimba ny asa.
Psalms 44:13Mivarotra ny olonao tsy vola tsy harena Hianao, ka tsy mahazo tombony amin’ ny vidiny.
Psalms 83:4Ny olonao no iokoany amin’ ny hafetsena; ary miara-misaina hamely izay voafinao izy.
Psalms 94:14Fa Jehovah tsy mba hanary ny olony, Ary ny lovany tsy hafoiny.
Jeremiah 30:17Fa hotanterahiko ny fanasitranana anao, eny, hositraniko ny faharatranao, hoy Jehovah, noho ny nanaovany anao hoe: Ilay noroahina, sy hoe: Ziona tsy misy mpitady ity.
Jeremiah 31:37Izao no lazain’ i Jehovah: Raha misy maharefy ny lanitra ambony, na mahafantatra ny fanorenan’ ny tany ambany, dia Izaho kosa hanary ny taranak’ Isiraely rehetra noho izay rehetra nataony, hoy Jehovah.