The Bible Software
bible.software › Bokin'i Jeremia › Bokin'i Jeremia 33 › Bokin'i Jeremia 33:25

Bokin'i Jeremia 33:25

Izao no lazain’ i Jehovah: Raha tsy amin’ ny andro sy ny alina ny fanekeko, ary raha tsy notendreko ny lalàna fitondrana ny lanitra sy ny tany,

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Thus saith the LORD; If my covenant be not with day and night, and if I have not appointed the ordinances of heaven and earth;

In Context

24Tsy hitanao va izay nolazain’ ity firenena ity hoe: Ny fianakaviana roa izay nofidin’ i Jehovah dia efa nariany; Toy izany no anamavoany ny oloko, ka dia tsy vanon-ko firenena eo imasony intsony izy.

26Dia hariako ny taranak’ i Jakoba sy Davida mpanompoko, ka ny taranany tsy mba hanalako ho mpanapaka ny taranak’ i Abrahama sy Isaka ary Jakoba; Fa hampodiko avy amin’ ny fahababoana izy ka hamindrako fo.

Read all of Bokin'i Jeremia 33

Cross References

Genesis 9:9Indro, Izaho efa manorina ny fanekeko aminareo sy amin’ ny taranakareo mandimby anareo

Psalms 104:19Nanao ny volana ho fotoana Izy, Ary ny masoandro mahalala ny filentehany.

Jeremiah 33:20Izao no lazain’ i Jehovah: Raha mahafoana ny fanekeko ny amin’ ny andro sy ny fanekeko ny amin’ ny alina ianareo, mba tsy hisy andro sy alina amin’ ny fotoany,

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'i Jeremia 33:25

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'i Jeremia 33:24Bokin'i Jeremia 33Bokin'i Jeremia 33:26 →