Bokin'ny Salamo 104:19
Nanao ny volana ho fotoana Izy, Ary ny masoandro mahalala ny filentehany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
He appointed the moon for seasons: the sun knoweth his going down.
In Context
18Ny tendrombohitra avo dia ho an’ ny osi-dia; Ny harambato no fiarovana ho an’ ny hyraka.
20Mahatonga aizina Hianao, dia tonga ny alina, Ka mivezivezy ny biby rehetra any an’ ala;
Read all of Bokin'ny Salamo 104
Cross References
Deuteronomy 4:19Ary andrao raha miandrandra ny lanitra ianao ka mahita ny masoandro sy ny volana ary ny kintana, dia izay rehetra eny amin’ ny lanitra, dia ho voataona ianao hiankokoha eo anatrehany sy hanompo azy, izay nataon’ i Jehovah Andriamanitrao ho anjaran’ ny firenena rehetra ambanin’ ny lanitra.
Job 38:12Hatrizay niainanao moa mba efa nandidy ny maraina va ianao? Efa notoroanao ny fitoerany va ny fipoak’ andro,
Psalms 19:6Ary ny masoandro dia tahaka ny mpampaka-bady mivoaka avy ao an-trano fandriany; sady mifaly tahaka ny lehilahy matanjaka mihazakazaka amin’ ny alehany izy.
Psalms 136:7Izay nanao ireo fanazavana lehibe (Fa mandrakizay ny famindram-pony),