Bokin'i Joba 13:3
Kanefa raha izaho, dia ny Tsitoha no tiako hitenenana, ary Andriamanitra no iriko handaharan-teny.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Surely I would speak to the Almighty, and I desire to reason with God.
In Context
2Izay fantatrareo dia mba fantatro koa; Tsy latsaka noho ianareo aho tsy akory.
4Fa ianareo kosa dia mpamoron-dainga; Dokotera tsy mahomby ianareo rehetra,
Cross References
Job 9:14Mainka fa izaho tsy mahavaly Azy, na mahafidy teny hifandaharako aminy;
Job 11:5Enga anie ka hiteny Andriamanitra ka hiloa-bava hamaly anao!
Job 13:22Dia miantsoa, fa izaho hamaly; Na aoka hiteny aho, ka valio aho.
Job 23:4Dia handahatra ny teniko eo anatrehany aho. Ka hofenoiko ny teny alahatro ny vavako;
Isaiah 1:18Avia ary hifandahatra isika, hoy Jehovah: Na dia tahaka ny jaky aza ny fahotanareo, Dia ho fotsy tahaka ny oram-panala, Na dia mangatrakatraka tahaka ny sily aza, Dia ho tahaka ny volon’ ondry fotsy.
Jeremiah 12:1Raha mifandahatra aminao aho, Jehovah ô dia Hianao no marina; Nefa kosa aoka ihany mba handahatra aminao aho: Nahoana ary no ambinina ny lalan’ ny ratsy fanahy? Nahoana no miadana ny mpiodina rehetra?