Bokin'i Joba 15:19
Ireny ihany no nomena ny tany, ary tsy nisy olona hafa firenena nisisika teo aminy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Unto whom alone the earth was given, and no stranger passed among them.
In Context
18Dia zavatra notorin’ ny olon-kendry, fa tsy nafeniny, dia izay azony avy tamin’ ny razany;
Cross References
Genesis 10:32Ireo no mpianakavin’ ny zanak’ i Noa, araka ny taranany, amin’ ny fireneny; ary avy tamin’ ireo no niavakavahan’ ny firenena tambonin’ ny tany taorian’ ny safo-drano.
Deuteronomy 32:12Jehovah irery no nitondra azy, Ary tsy nisy andriamani-kafa teo aminy.