Bokin'i Joba 15:18
Dia zavatra notorin’ ny olon-kendry, fa tsy nafeniny, dia izay azony avy tamin’ ny razany;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Which wise men have told from their fathers, and have not hid it:
In Context
17Hanambara aminao aho, ka mihainoa ahy fa izay efa hitako no holazaiko,
19Ireny ihany no nomena ny tany, ary tsy nisy olona hafa firenena nisisika teo aminy.
Cross References
Job 8:8Fa masìna ianao, anontanio ange ny ntaolo, ka fantaro ny hevitra hitan’ ny razany
Psalms 71:18Koa mandra-pahantitro sy fotsy volo, dia aza mahafoy ahy, Andriamanitra ô, mandra-pilazako ny sandrinao amin’ ny taranaka sy ny asanao lehibe amin’ izay rehetra mbola ho avy.
Isaiah 38:19Ny velona dia ny velona ihany no hidera Anao, tahaka izao izaho anio izao; Ny ray hampahalala ny zanany ny fahamarinanao.