Bokin'i Joba 15:22
Tsy manantena ho afaka amin’ ny maizina izy; Andrasan’ ny sabatra izy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
He believeth not that he shall return out of darkness, and he is waited for of the sword.
In Context
Cross References
2 Kings 6:33Ary raha mbola niresaka taminy izy, indro, nidina nankao aminy ny iraka ka nanao hoe: Indro, izao loza izao avy amin’ i Jehovah; ka inona intsony no anantenako an’ i Jehovah?
Job 9:16Raha mba niantso aho, ka namaly ahy aza Izy, dia tsy ho nino aho fa hanaiky ny fitarainako Izy.
Job 20:24Raha mandositra ny vy fiadiana izy, dia hahavoa azy miboroaka ny tsipìka varahina;
Isaiah 8:21Dia samy hivezivezy amin’ ny tany izy rehetra sady mahantra no mosarena; Ary rehefa mosarena izy, dia ho sosotra ka hanozona ny mpanjakany sy Andriamaniny, ary dia hiandrandra;