Bokin'i Joba 15:3
Ary hamaly amin’ ny teny tsy mahasoa sy ny teny tsy mahatsara?
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Should he reason with unprofitable talk? or with speeches wherewith he can do no good?
In Context
4Eny, foananao ny fahatahorana an’ Andriamanitra, ary tampenanao ny fivavahana eo anatrehany;
Cross References
Job 16:2Efa nandre zavatra maro toy izany aho; Mpampionona mahasorisorena foana ianareo rehetra.
Malachi 3:13Ny teninareo dia mahery mamely Ahy hoy Jehovah. Nefa hoy ianareo: Inona no resakay nentinay namely Anao?
Colossians 4:6Aoka ny fiteninareo ho amin’ ny fahasoavana mandrakariva, ho mamy sira, mba ho fantatrareo izay tokony havalinareo ny olona rehetra.