The Bible Software
bible.software › Bokin'i Joba › Bokin'i Joba 22 › Bokin'i Joba 22:27

Bokin'i Joba 22:27

Raha mifona aminy ianao, dia hihaino anao Izy; Ary ny voadinao dia hefainao.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Thou shalt make thy prayer unto him, and he shall hear thee, and thou shalt pay thy vows.

In Context

26Fa amin’ izany dia hiravoravo amin’ ny Tsitoha ianao ka hanandratra ny tavanao amin’ Andriamanitra.

28Ary raha misy kasainao hatao, dia hotanterahina aminao, ary hamirapiratra amin’ ny lalanao ny mazava.

Read all of Bokin'i Joba 22

Cross References

2 Kings 13:4Ary Joahaza nifona tamin’ i Jehovah, dia nohenoin’ i Jehovah izy, satria hitany ny fahorian’ ny Isiraely, fa nampahory azy ny mpanjakan’ i Syria.

2 Chronicles 33:13ka nivavaka taminy; ary Jehovah nanaiky ka nihaino ny fifonany, dia nampody azy ho any Jerosalema ho any amin’ ny fanjakany. Ka dia fantatr’ i Manase fa Jehovah no Andriamanitra.

Job 34:28Dia ny mba hahatonga ny fitarainan’ ny malahelo eo anatrehany ka hampandre Azy ny fitarainan’ ny ory.

Psalms 56:12Andriamanitra no itokiako; ka tsy mba hatahotra aho; inona no hataon’ ny olona amiko?

Psalms 66:17Izy no nantsoin’ ny vavako; ary ny fanandratana Azy no teo ambanin’ ny lelako.

Psalms 116:1Izaho tia an’ i Jehovah, satria efa nandre Ny feon’ ny fifonako Izy.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'i Joba 22:27

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'i Joba 22:26Bokin'i Joba 22Bokin'i Joba 22:28 →