Bokin'i Joba 31:38
Raha tàhiny mitaraina hiampanga ahy ny taniko, ka miara-mitomany ny vavasako;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
If my land cry against me, or that the furrows likewise thereof complain;
In Context
37Ny isan’ ny diako dia hambarako aminy, ary tahaka ny fanakon’ ny zanak’ andriana no hanatonako Azy.
Cross References
Psalms 65:13Vonton-drano ny fiandrasana ondry any an-efitra, ary misikìna fifaliana ny havoana.
James 5:4Indro, ny karaman’ ny mpiasa nijinja ny taninareo, izay hazoninareo, dia mitaraina; ary ny fitarainan’ ny mpijinja dia efa tafiditra amin’ ny sofin’ ny Tompon’ ny maro.