The Bible Software
bible.software › Bokin'i Joba › Bokin'i Joba 34 › Bokin'i Joba 34:34

Bokin'i Joba 34:34

Ny olona manam-panahy hilaza amiko, ary ny olon-kendry izay mihaino ahy hanao hoe:

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Let men of understanding tell me, and let a wise man hearken unto me.

In Context

33Moa araka ny hevitrao va no hamaliany ny ataon’ ny olona, no efa nandà ianao? Fa ianao no mifidy, fa tsy izaho, koa izay fantatrao no ambarao.

35Miteny tsy amim-pahalalana Joba, ary ny teniny tsy amim-pahendrena.

Read all of Bokin'i Joba 34

Cross References

Job 34:4Koa aoka izay rariny no hodinihintsika, ary aoka hiara-mamantatra izay tsara isika.

Job 34:16Raha manam-pahalalana ianao, dia mandrenesa izao, ka mihainoa ny teniko

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'i Joba 34:34

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'i Joba 34:33Bokin'i Joba 34Bokin'i Joba 34:35 →